auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-01 10:26:47 +03:00 committed by root
parent ea8c99b3de
commit ee03725fc6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magn. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 I. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''