auto save
This commit is contained in:
parent
62233ed07f
commit
eda427018c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ndreka tonga tegny agnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy, de nisy lilahy roy zay nifatoran'ny devoly nifankanepaka tamin'Azy. Izy iregny de nivoaka avy agny amin'iregny fasagna sady tena nahery setra, nony zany de tsy nisy mpandea afaka nandalo an'zany làlana zany. Igny, nihoaika mafy iary zareo sady nagnano hoe: "Moa ma ka mpifagnino zahay sy Anao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga eto va Anao hampangorohoro anay mialohan'ny fotôna
|
||||
Ndreka tonga tegny agnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy, de nisy lilahy roy zay nifatoran'ny devoly nifankanepaka tamin'Azy. Izy iregny de nivoaka avy agny amin'iregny fasagna sady tena nahery setra, nony zany de tsy nisy mpandea afaka nandalo an'zany làlana zany. Igny, nihoaika mafy iary zareo sady nagnano hoe: "Moa ma ka mpifagnino zahay sy Anao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga hampangorohoro anay mialohan'ny fotôna vôtondro ma
|
Loading…
Reference in New Issue