auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 08:06:55 -05:00 committed by root
parent 60b7326944
commit e579f99042
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Aveo Jesôsy nenga teo de nierigna tagny am faritanin'ny Tyro sy Sidôna. \v 22 Igny, nisy viavy Kananita raika avy agny amin'ny faritra zany. Nagnantso mafy izy de nizaka hoe: "Mamindrà fo aminaha, Anao Tompo, Zanak'i Davida! Ny zanako viavy de ampijalen'ny devoly mafy." \v 23 Fa Jesôsy tsy namaly anazy. Nagnantogna ny mpianatrany ka niangavy Taminy, nagnano hoe: " Roahy izy, fa maresaka amintsena."
\v 21 Aveo Jesôsy nenga teo de nierigna tagny am faritanin'ny Tyro sy Sidôna. \v 22 Igny, nisy viavy Kananita raika avy agny amin'ny faritra zany. Nagnantso mafy izy de nizaka hoe: "Mamindrà fo aminaha, Anao Tompo, Zanak'i Davida! Ny zanako viavy de ampijalen'ny devoly mafy." \v 23 Fa Jesôsy tsy namaly anazy. Nagnatogna ny mpianatrany ka niangavy Taminy, nagnano hoe: " Roahy izy, fa maresaka amintsena."