auto save
This commit is contained in:
parent
2d61050ebe
commit
e409092ae3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aveo Jesôsy nagnano fagnoharana raika hafa tamin'iary zareo. Nizaka Izy hoe: "Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany voatsinampy zay nalain'ny lilahy raika ka nafafiny tamin'ny tanimboliny. Io voa io tegnany de tena voa bitaka indrindra amin'ny voa hafa marobe. Fa ndreka maniry izany, de leibe nony iregny raha-maniry ao amin'ny tanim-boly. Manjary kakazo zany, mba hitongavan'iregny vorognan'ny habakabaka ka hagnano ny tragnon'iary zareo amin'ny ratsagnany
|
||||
Aveo Jesôsy nagnano fagnoharana raika hafa tamin'iary zareo. Nizaka Izy hoe: "Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany voatsinampy zay nalain'ny lilahy raika ka nafafiny tamin'ny tanimboliny. Io voa io tegnany de tena voa bitaka indrindra amin'ny voa hafa marobe. Fa ndreka maniry izany, de leibe nony iregny raha-maniry ao amin'ny tanim-boly. Manjary kakazo zany, mba hitongavan'iregny vorognan'ny habakabaka ka hagnano ny tragnon'iary zareo amin'ny ratsagnany."
|
Loading…
Reference in New Issue