auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent 8f60fb5586
commit e2acbe6334
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 \v 40 \v 43 Nony zany, karany agnotroana sy agnorôna iregny tsimparifary amin'ny afo, no atao koa amin'ny fahataperan'zao tontolo zao.\v 41 Hagniraka an'iregny anjeliny ny Zanak'Olona, sady hagnotroka an'iary zareo hiala amin'ny fanjakany ny raha marobe zay mahatonga fahotana, sy iregny zay magnano ratsy. Hatsipin'iary zareo amin'ny lafôro leibe mirehitra afo iary zareo, zay hisy ny fitomagniana sy ny fiadia-nify. Aveo hazava ôtrany masoandro ao amin'ny fanjakan'ny Iaban'iary zareo ny olo-marina. Zay manan-tadigny, aoka izy hiteno.
\v 40 Nony zany, karany agnotroana sy agnorôna iregny tsimparifary amin'ny afo, no atao koa amin'ny fahataperan'zao tontolo zao.\v 41 Hagniraka an'iregny anjeliny ny Zanak'Olona, sady hagnotroka an'iary zareo hiala amin'ny fanjakany ny raha marobe zay mahatonga fahotana, sy iregny zay magnano ratsy.\v 42 Hatsipin'iary zareo amin'ny lafôro leibe mirehitra afo iary zareo, zay hisy ny fitomagniana sy ny fiadia-nify. \v 43 Aveo hazava ôtrany masoandro ao amin'ny fanjakan'ny Iaban'iary zareo ny olo-marina. Zay manan-tadigny, aoka izy hiteno.