auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-14 09:34:04 +03:00 committed by root
parent 4f8dadf1af
commit e232e55b4f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony zany ndreka niara-nivorovoro iary zareo, de nizaka Pilato tamin'iary zareo hoe: Iza no tenareo halefako hô anareo? Barabasy, sa Jesôsy zay atao hoe Kristy" Lalany fa nony fialognana no nagnomezan'iary zareo an'azy an'i Jesôsy. Na nitometra tamin'ny seza ny fitsarana izy, de nizaka tamin'ny vadiny izy hoe: Tsimanagna na ino na ino atao amin'ity lilahy tsy manatsigny ity zaho
Nony zany ndreka niara-nivorovoro iary zareo, de nizaka Pilato tamin'iary zareo hoe: Iza no tenareo halefako hô anareo? Barabasy, sa Jesôsy zay atao hoe Kristy" Lalany fa nony fialognana no nagnomezan'iary zareo an'azy an'i Jesôsy. Na nitometra tamin'ny seza ny fitsarana izy, de nizaka tamin'ny vadiny izy hoe: Tsimanagna na ino na ino atao amin'ity lilahy tsy manatsigny ity aho. Fa malahelo be zaho androay