auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent 90fb88bd5c
commit e100fd2c85
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo Jesôsy nandea tamin'ny tanàna misy an'azy ka nampianatra an'iregny fokonolona tao amin'ny fiangonan'iary zareo. Vokan'zany de talanjogna iary zareo ka nizaka hoe: "Avy aiza ma nazahoan'ity lilahy ity ny fahalalana mbaminy iregny fahagagana iregny? Tsy io lilahy io ma zanakin'ny mpandrafitra? Tsy Maria ma no hagnatsovana an'i endriny?Tsy Jakôba, i Jôsefa, i Simôna, de i Jodasy ma no rahalahiny? Tsy miaraka amintsena ma iregny anakaviny marobe
Aveo Jesôsy nandea tamin'ny tanàna misy an'azy ka nampianatra an'iregny fokonolona tao amin'ny fiangonan'iary zareo. Vokan'zany de talanjogna iary zareo ka nizaka hoe: "Avy aiza ma nazahoan'ity lilahy ity ny fahalalana mbaminy iregny fahagagana iregny? Tsy io lilahy io ma zanakin'ny mpandrafitra? Tsy Maria ma no hagnatsovana an'i endriny?Tsy Jakôba, i Jôsefa, i Simôna, de i Jodasy ma no rahalahiny? Tsy miaraka amintsena ma iregny anakaviny marobe? Avy aiza ny nazahoany iregny