auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-15 10:41:35 +03:00 committed by root
parent b1252ecfa6
commit dc07f1e371
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nangala ny faty Josefa, de nofognosiny tamin'ny lamba rongony madio, sady nndevogna an'Azy tamin'ny fasany vaovao nolavahany tamin'ny vatolapy. De namaringarigna vato lebe hanindrena ny varangaran'ny fasagna izy de nivoka avio. Maria Magdalena mban'ny Maria hafa de teo, nipetraka tapita ny fasagna.
Nangala ny faty Josefa, de nofognosiny tamin'ny lamba rongony madio, sady nadevogna an'Azy tamin'ny fasagny vaovao nolavahany tamin'ny vatolapy. De namaringarigna vato lebe hanindrena ny varangaran'ny fasagna izy de nivoka avio. Maria Magdalena mban'ny Maria hafa de teo, nipetraka tapita ny fasagna.