auto save
This commit is contained in:
parent
9f6265f5ad
commit
d99f0a2e4b
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnaona an'azy mba hatôny batisa izy, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana. De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Ka zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama
|
Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnaona an'azy mba hatôny batisa izy, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana. De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Ka zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.
|
Loading…
Reference in New Issue