auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:32:41 +03:00 committed by root
parent 29f616115e
commit d681fcc21f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de lambany fotsiny vôkasikako de ho afaka aho."\v 22 Fa nitodika Jesôsy de nahita anazy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io.
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de lambany fotsiny vôkasikako de ho afaka aho."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita anazy, de nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io.