auto save
This commit is contained in:
parent
34a6d323b5
commit
d6255aa450
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
||||
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, k ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
Loading…
Reference in New Issue