auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-10 10:28:45 -05:00 committed by root
parent 64a88b4e26
commit d40586ea6c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De namaly anazy ny tompony de nagnano tamin'azy hoe:" Anao a mpanompo ratsy sady malaina, fantanao fa zaho mambely egny amin'izay tsy namboleko sy mangorogna vokatra egny amin'izay tsy namboleko. Amin'izany de tokony nomenao ny mpanjana-bola ny volako. Ka ndreka nierigna zaho de nandray nenaha miaraka amin'ny tombony. Amin'izany alay agny amin'azy ny talenta de omeo
De namaly anazy ny tompony de nagnano tamin'azy hoe:" Anao a mpanompo ratsy sady malaina, fantanao fa zaho mambely egny amin'izay tsy namboleko sy mangorogna vokatra egny amin'izay tsy namboleko. Amin'izany de tokony nomenao ny mpanjana-bola ny volako. Ka ndreka nierigna zaho de nandray nenaha miaraka amin'ny tombony. Amin'izany alay agny amin'azy ny talenta de omeo miaraka amin'ny tombony. Fa zegny managna de omena be kokoa mihôtra lavitra aza. Fa ho an'iary zareo zegny tsy mbola mana