From d2fc533f3f36fb062976e4da05b6070a79e4ae74 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sat, 29 Feb 2020 11:51:40 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 25/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/25/14.txt b/25/14.txt index af85967c..18d4b070 100644 --- a/25/14.txt +++ b/25/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Fa izany de kara ny lilahy raika zay handeha ho agny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny mpiasany izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. \v 15 Ny raika tamin'iary zareo nameny talenta dimy, ny raika hafa nameny roy de ny raika hafa koza nameny talenta raika. Ny tsirai-draika de samby nangalaka talenta zay hainy aby, de nandeha tamin'ny deny zany lilahy zany. \v 16 Ny raika zegny nangalaka talenta dimy de nandeha teo no ho eo ka nampiasa ary nahazo talenta dimy hafa. \ No newline at end of file +\v 14 Fa izany de kara ny lilahy raika zay handeha ho agny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny mpiasany izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. \v 15 Ny raika tamin'iary zareo nameny talenta dimy, ny raika hafa nameny roy de ny raika hafa koza nameny talenta raika. Ny tsirai-draika de samby nangalaka talenta zay hainy aby, de nandeha tamin'ny deny zany lilahy zany. \v 16 Ny raika zegny nangalaka talenta dimy de nandeha teo no ho eo ka nampiasa ka nahazo talenta dimy hafa. \ No newline at end of file