auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-01 11:06:23 +03:00 committed by root
parent db6121093a
commit d0e234a35b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka na de izaho aza de tsy tokony hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka na de izaho aza de tsy tokony hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo.\v 12 Efa egny an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''