diff --git a/09/35.txt b/09/35.txt index e83b367d..afb9eae3 100644 --- a/09/35.txt +++ b/09/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 Nandeha nitety ny tanàn-dehibe mban'ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka ny karazan'aretina maro be mban'ny karazana raha mararymaro.\v 36 Ndreka nahita an'iregny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo. \ No newline at end of file +\v 35 Nandeha nitety ny tanàn-dehibe mban'ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka ny karazan'aretina maro be mban'ny karazana raha marary maro.\v 36 Ndreka nahita an'ny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo. \ No newline at end of file