auto save
This commit is contained in:
parent
ac59bd4923
commit
cde414ef60
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amirano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amy rano ho amy fibebahana aho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
Loading…
Reference in New Issue