diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 2059278b..5d07a20c 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ka nizaka hoe:" Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mipetraha agny mandra-pizakako aminao, fa i Herôda de miharagna ny zaza mba hany an'azy."\v 14 Tamin'ny alan'igny my Josefa de nitondra ny zaza amban'ny endriny ka nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Herôda.\v 15 Zany de nagnatanteraka zay nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Natsovako hiala tagny Egypta ny Zanako." \ No newline at end of file +\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ka nizaka hoe:" Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mipetraha agny mandra-pizakako aminao, fa i Herôda de miharagna an'ny zaza hovonina."\v 14 Tamin'ny alan'igny my Josefa de nitondra ny zaza amban'ny endriny ka nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Herôda.\v 15 Zany de nagnatanteraka zay nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Natsovako hiala tagny Egypta ny Zanako." \ No newline at end of file