auto save
This commit is contained in:
parent
1b11942761
commit
cafbe76f85
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre de izaho na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
|
Loading…
Reference in New Issue