auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-06 12:53:00 +03:00 committed by root
parent d9652c8518
commit c8f86b4add
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nenga malaky ny fasagna tamin'ny avakana de tamin'ny hafalena leibe izy roy viavy, sady nihazakazaka mba hizaka amin'iregny mpianatrany. Igny, nihaogna tamin'iary zareo Jesôsy ka nizaka hoe: "Akory!" Nagnatogna izy roy viavy, de nitana ny tongotrany sady nidera an'Azy. De aveo Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: '
Nenga malaky ny fasagna tamin'ny avakana de tamin'ny hafalena leibe izy roy viavy, sady nihazakazaka mba hizaka amin'iregny mpianatrany. Igny, nihaogna tamin'iary zareo Jesôsy ka nizaka hoe: "Akory!" Nagnatogna izy roy viavy, de nitana ny tongotrany sady nidera an'Azy. De aveo Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Aza matahotra. Mandianamizaka amin'iregny rahalahiko mba henga