auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-14 15:59:44 +03:00 committed by root
parent 842f75b014
commit c19bd16a74
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndreka nivôka iary zareo, de naita lilay raika avy angy Syrena antsovana hoe Simona, zay notereny hangarakan'iary zareo mba hilanja ny hazofijaleny. Nandea amin'ny toerana atsoina hoe Golgota iary zareo, izay atao hoe "Toeranan'ny Karandoha." Nampinan'iary zareo divay mifangaro afero Izy. Ndreka nandramany zany, e tsy nihinana Izy.
\v 32 \v 34 Ndreka nivôka iary zareo, de naita lilay raika avy angy Syrena antsovana hoe Simona, zay notereny hangarakan'iary zareo mba hilanja ny hazofijaleny.\v 33 Nandea amin'ny toerana atsoina hoe Golgota iary zareo, izay atao hoe "Toeranan'ny Karandoha." Nampinan'iary zareo divay mifangaro afero Izy. Ndreka nandramany zany, de tsy nihinagna Izy.