From c05297bf27a3777c90dc8218e8fb114c390353ee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 18 Jan 2020 09:12:18 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 4b728ed6..b6adb8d4 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Sady efa nampetraka kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \ No newline at end of file +\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \ No newline at end of file