diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 4d5d4c90..beb39350 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro taminareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama ndre de amin'io vato io aza. \ No newline at end of file +\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro taminareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama amin'ny vato itôgny. \ No newline at end of file