auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent 76d5b1d2b4
commit b712a39a74
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na koa, ny fanjakan'ny lanitra de ôtra ny harato zay natsipy tan-dranomasina, ka nagnotroka an'iregny karazan-draha-managn'aigna marobe. Ndreka feno zany, de nisintognin'ny mpagnarato ho eo amoron-dranomasina. Aveo izy nipetraka ka nagnotroka iregny raha tsara ho ao amin'ny
Na koa, ny fanjakan'ny lanitra de ôtra ny harato zay natsipy tan-dranomasina, ka nagnotroka an'iregny karazan-draha-managn'aigna marobe. Ndreka feno zany, de nisintognin'ny mpagnarato ho eo amoron-dranomasina. Aveo izy nipetraka ka nagnotroka iregny raha tsara ho ao amin'ny plasiny, fa iregny tsy ilaina koza de nareny.