auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-01 10:26:47 +03:00 committed by root
parent fe637d287d
commit b5a9214abd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Ndreka vita batisa Izy, tonga de nitsangana tagnaty rano Jesôsy, de igny fa nivoha tamin'Azy ny lanitra. Ka hitany ny Fanahin'andriamanitra nijotso kara ny voromalala de nandea tamboniny.\v 17 Sady nisy feo avy agny an-danitra nizaka hoe: "Itiky no Zanako malalako. Zay tena teko."
\v 16 Ndreka vita batisa Izy, tonga de nitsangana tagnaty rano Jesôsy, de igny fa nivoha tamin'Azy ny lanitra. Ka hitany ny Fanahin'Andriamanitra nijotso kara voromalala de nandea tamboniny.\v 17 Sady nisy feo avy agny an-danitra nizaka hoe: "Itiky no Zanako malalako. Zay tena teko."