From b315da385e8fc88bdf1f9e5b968c2be8792b90cd Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 15 Nov 2019 10:41:35 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 27/62.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/27/62.txt b/27/62.txt index a6430428..ca1ae814 100644 --- a/27/62.txt +++ b/27/62.txt @@ -1 +1 @@ -Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpametsy igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro, de hitsangana ndreka zaho.' Ka nony zany, ampembono ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny mboalohany ny famitahana farany." \ No newline at end of file +Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpamitaka igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro zaho, de hitsangana ndreka.' Ka nony zany, ampembono koa ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny mboalohany ny famitahana farany." \ No newline at end of file