auto save
This commit is contained in:
parent
bfa6fa94b4
commit
a86173ae03
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aveo de nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana Izy. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hagnaparaka voa. ndreka izy nagnaparaka igny, de nisy voa sanagny latsaka tamin'ny sisin-dalana, de tonga ny vorogna de nihinagna azy. Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazoan'ireo nofon-tany tsara. tongade naniry reo, satria tsy lalina ny tany. Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina reo satria tsisy fakany,
|
||||
Aveo de nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana Izy. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hagnaparaka voa. ndreka izy nagnaparaka igny, de nisy voa sanagny latsaka tamin'ny sisin-dalana, de tonga ny vorogna de nihinagna azy. Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazoan'ireo nofon-tany tsara. tongade naniry reo, satria tsy lalina ny tany. Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina reo satria tsisy fakany, de nalazo.
|
Loading…
Reference in New Issue