auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent f6848d989a
commit a63ae775fd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ndreka niditra tan-dragno iary zareo de nahita an'ny zaza niaraka tamin'i Maria endriny. De niondrika sady nidera an'zy iary zareo. Ka namoha ny fasena ny fanagnany iary zareo ka nagnome fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra amban'ny miora ho an'azy.\v 12 Nampitandremin' Andriamanitra tamin'ny nofy iary zareo mba tsy hierigna agny amin'i Herôda, de lalan-kafa no nandehanan'iary zareo ndreka namonjy ny firenena nisy an'azy aby.
\v 11 Ndreka niditra tan-dragno iary zareo de nahita an'ny zaza niaraka tamin'i Maria endriny. De niankohoka sady nidera an'azy iary zareo. Ka namoha ny fasena ny fanagnany iary zareo de nagnome fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra amban'ny miora ho an'azy.\v 12 Nampitandremin' Andriamanitra tamin'ny nofy iary zareo mba tsy hierigna agny amin'i Herôda, de lalan-kafa no nandehanan'iary zareo ndreka namonjy ny firenena nisy an'azy aby.