auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent 75d81ea122
commit a56891a41e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 De ndreka regniny fa i Arkelaosy no nanjaka tagny Jodia nisolo an'i Herôda iabany, de natahotra ny ho agny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nenga de nandea tagny amin'ny faritr'i Galilia izy, \v 23 de nimpetraka tao amin'ny tanàna atao hoe Nazareta. Zany de nagnatateraka ny vôzaka tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe: "Nazarena no hagnatsovana an'azy."
\v 22 De ndreka regniny fa i Arkelaosy no nanjaka tagny Jodia nisolo an'i Herôda iabany, de natahotra ny ho agny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nandea tagny amin'ny faritran'i Galilia izy, \v 23 de nimpetraka tao amin'ny tanàna atao hoe Nazareta. Zany de nagnatateraka ny vôzaka tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe: "Nazarena no hagnatsovana an'azy."