auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-20 19:11:42 +03:00 committed by root
parent 39e38dfb60
commit a5187af415
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
aveo nandea ny fariseo de nagnomagna ny fomba mety hamandriana an'i jesôsy amin'izay nozakainy. Aveo de nirahan'iary zareo handea agny ny mpianatra, niaraka tamin'ny Herodiana. Nizaka tamin'ny Jesôsy iary zareo hoe: "Ry mpampinatrô, lalanay fa marina anao, ka mampianatra ny lalan'andriamanitra amin'ny marina. Tsy mandraraha ny hevitry ny hafa Anao, de tsy mizaha vilagna. Nony zany zakay aminay, ino ny hevitra nao aveo nandea ny fariseo de nagnomagna ny fomba mety hamandriana an'i jesôsy amin'izay nozakainy. Aveo de nirahan'iary zareo handea agny ny mpianatra, niaraka tamin'ny Herodiana. Nizaka tamin'ny Jesôsy iary zareo hoe: "Ry mpampinatrô, lalanay fa marina anao, ka mampianatra ny lalan'andriamanitra amin'ny marina. Tsy mandraraha ny hevitry ny hafa Anao, de tsy mizaha vilagna. Nony zany zakay aminay, ino ny hevitr'Anao? Ara-dàla ma