auto save
This commit is contained in:
parent
471cf39329
commit
a188491ef2
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro taminareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.
|
\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro taminareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.
|
Loading…
Reference in New Issue