auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent 3b6d09ba00
commit 9d3c1c3685
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ndreka nahitan'ny an'izany ny mpianatra, de gaga iary zareo ka nizaka hoe: "Ino ma nahatonga de nahamaigna an'ny aviavy tiky?" \v 21 Namaly Jesosy ka nizaka an'iary zareo hoe: " Zakaiko tsara aminareo, na manam-pinôna sady tsisy fisalasalana anareo, de tsy zegny namboarina tamin'ny aviavy io my ny hamboarinareo, fa ndre de hizaka amin'ny tendrombohitra ty aza hoe: 'Miongota de milavoa an-dranomasina agny', de ekeny zany. \v 22 Zegny raha angatahinareo am-bavaka, na am-pinôna, de ho azonareo."
\v 20 Ndreka nahitan'ny an'izany ny mpianatra, de gaga iary zareo ka nizaka hoe: "Ino ma nahatonga de nahamaigna an'ny aviavy tiky?" \v 21 Namaly Jesosy ka nizaka an'iary zareo hoe: " Zakaiko tsara aminareo, na manam-pinôna sady tsisy fisalasalana anareo, de tsy zay namboarina tamin'ny aviavy io my ny hamboarinareo, fa ndre de hizaka amin'ny tendrombohitra ity aza hoe: 'Miongota de milavoa an-dranomasina agny', de ekeny zany. \v 22 Zegny raha angatahinareo am-bavaka, na am-pinôna, de ho azonareo."