auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent de3eaeac63
commit 97e305549b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo Jesôsy nandea tamin'ny tanàna misy an'azy ka nampianatra an'iregny fokonolona tao amin'ny fiangonan'iary zareo. Vokan'zany de talanjogna iary zareo ka nizaka hoe: "Avy aiza ma nazahoan'ity lilahy ity ny fahalalana mbaminy iregny fahagagana iregny? Tsy io lilahy io ma zanakin'ny mpandrafitra? Tsy Maria ma no hagnatsovana an'i endriny?Tsy Jakôba, i Jôsefa, i Simôna, de i Jodasy ma no rahalahiny?
Aveo Jesôsy nandea tamin'ny tanàna misy an'azy ka nampianatra an'iregny fokonolona tao amin'ny fiangonan'iary zareo. Vokan'zany de talanjogna iary zareo ka nizaka hoe: "Avy aiza ma nazahoan'ity lilahy ity ny fahalalana mbaminy iregny fahagagana iregny? Tsy io lilahy io ma zanakin'ny mpandrafitra? Tsy Maria ma no hagnatsovana an'i endriny?Tsy Jakôba, i Jôsefa, i Simôna, de i Jodasy ma no rahalahiny? Tsy miaraka amintsenama