auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-01 10:26:47 +03:00 committed by root
parent c7df37f34a
commit 8f58bd7ae7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Aveo de nitaritin'ny devoly tamin'ny tanàna masina Izy ka napetrakany tamin'ny farany ambony tamin'ny tempoly,\v 6 sady nizaka tamin'Azy hoe:"Na Zanak'Andriamanitra tegnany Anao, de milatsaha ambany agny, fa vôsoratra hoe: 'Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hanondrotra anao amin'ny tàgnan'iary zareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotranao
\v 5 Aveo de nitaritin'ny devoly tamin'ny tanàna masina Izy ka napetrakany tamin'ny farany ambony tamin'ny tempoly,\v 6 sady nizaka tamin'Azy hoe:"Na Zanak'Andriamanitra tegnany Anao, de milatsaha ambany agny, fa vôsoratra hoe: "Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao sady hanondrotra anao amin'ny tàgnan'iary zareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotranao