diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index d8a7490d..9973ee00 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Tamin'ny andro zany de nandea nitory tagny amin'ny tany tsisy foagna 'i jodia jaona mpagnano batisa magnano hoe: \v 2 "Mifona , fa efa marivo ny fanjakan'ny lanitra."\v 3 Fa izy nozakain'Isaia mpaminany, magnano hoe: "Misy feo raika mangatso mafy agny agn'efitra hoe: 'Amboary ny lalagn'ny Tompo, ahitsio ny lalagnany."' \ No newline at end of file +\v 1 Tamin'ny andro zany de nandea nitory tagny amin'ny tany foagna an'i jodia i Jaona mpagnano batisa ka nagnano hoe: \v 2 "Mifona , fa efa marivo ny fanjakan'ny lanitra."\v 3 Fa izy nozakain'Isaia mpaminany, magnano hoe: "Misy feo raika mangatso mafy agny agn'efitra hoe: 'Amboary ny lalagn'ny Tompo, ahitsio ny lalagnany."' \ No newline at end of file