From 795f3170775e6713834e517ea81bdf1a46c96feb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 6 Dec 2019 12:53:00 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 28/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/28/11.txt b/28/11.txt index d4c07767..3aacd66e 100644 --- a/28/11.txt +++ b/28/11.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mbola tan-dalàna igny izy roy vavy, igny, ny sanagny tamin'iary zareo mpiambina nandea tagny amin'ny tanàn-deibe sady nizaka tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny raha marobe zay niseho. Ndreka nihaogna tamin'iregny lohany mpisorogna ka nikorana mikasikan' ny olagna tamin'iary zareo, de nagnome vola be an'iregny miaramila iary zareo sady nizaka an'iary zareo hoe: "Zakay amin'ny sanagny hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina iregny mpianatr'i Jesôsy de nangaltra \ No newline at end of file +\v 11 Raha mbola tan-dalàna igny izy roy vavy, igny, ny sanagny tamin'iary zareo mpiambina nandea tagny amin'ny tanàn-deibe sady nizaka tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny raha marobe zay niseho.\v 12 Ndreka nihaogna tamin'iregny lohany mpisorogna ka nikorana mikasikan' ny olagna tamin'iary zareo, de nagnome vola be an'iregny miaramila iary zareo\v 13 sady nizaka an'iary zareo hoe: "Zakay amin'ny sanagny hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina iregny mpianatr'i Jesôsy de nangalatra ny vatagny naha mbola nandry zahay.' \ No newline at end of file