auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 08:06:55 -05:00 committed by root
parent cc268c303b
commit 78e164fa96
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Fa Andriamanitra nizaka hoe: "Hajay ny Abanao amban'ny endrinao', de zegny mizaka ratsy, ny abanao sy endrinao, de ho faty." \v 5 Fa anareo mizaka hoe: " Na zovy na zovy mizaka amin'ny abany na amin'ny endriny hoe: "Ndre ino ndre ino fagnampena zegny azonareo avy aminaha de fagnomezana ho an'Andriamanitra amin'izao, "' \v 6 izany de olona zany de tsy mila magnaja ny abany. Amin'izany fomba izany de nofoagnanareo ny zakan'Andriamanitra avy amin'ny tombotsoan'ny fomban-drazagnanareo.
\v 4 Fa Andriamanitra nizaka hoe: "Hajay ny Abanao amban'ny endrinao', de zegny mizaka ratsy, ny abanao sy endrinao, de ho faty.' \v 5 Fa anareo mizaka hoe: ' Na zovy na zovy mizaka amin'ny abany na amin'ny endriny hoe: "Ndre ino ndre ino fagnampena zegny azonareo avy aminaha de fagnomezana ho an'Andriamanitra amin'izao, "' \v 6 izany de olona zany de tsy mila magnaja ny abany. Amin'izany fomba izany de nofoagnanareo ny zakan'Andriamanitra avy amin'ny tombotsoan'ny fomban-drazagnanareo.