auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-01 10:26:47 +03:00 committed by root
parent 3aec944710
commit 7292e1de44
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka na de izaho aza de tsy tokony hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo.\v 12 Efa an-tagnany gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka na de izaho aza de tsy tokony hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo.\v 12 Efa an-tagnany egny gny raha fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''