diff --git a/02/19.txt b/02/19.txt index bc6fb2a9..44ec2659 100644 --- a/02/19.txt +++ b/02/19.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka maty i Heroda, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'ny nofy tamin'i Josefa tagny Egypta nizaka hoe: "Mifohaza de andosy ny zaza amban'ny endriny de mandiana agny Israely, fa maty reo nifofo ny aignan'ny zaza." Nifoha Josefa, nandaony \ No newline at end of file +Ndreka maty i Heroda, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'ny nofy tamin'i Josefa tagny Egypta nizaka hoe: "Mifohaza de andosy ny zaza amban'ny endriny de mandiana agny Israely, fa maty reo nifofo ny aignan'ny zaza." Nifoha Josefa, nandaony zaza amban'ny endriny, de nande tagny Israely. \ No newline at end of file