diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 918e676f..94381413 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nampitandrigna anareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza. \ No newline at end of file +\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro taminareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza. \ No newline at end of file