auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-17 13:35:43 +03:00 committed by root
parent 27de8fa155
commit 6c65deab23
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niditra tandragno iary zareo de nahita ny zaza niaraka tamin'i Maria endriny. Niondrika sady nidera an'zy iary zareo. Namoha ny fasina harena iary zareo ka nagnome fagnomezana volamena, dintin-kazo manitra amban'na miora ho an'azy. Nampitandremin' Andriamanitra tamin'ny nofy iary zareo mba tsy hierigna agny amin'i Heroda, de lalan-kafa no nandehanan'iary zareo ndreka namonjy ny firenena nisy azy aby
Niditra tandragno iary zareo de nahita ny zaza niaraka tamin'i Maria endriny. Niondrika sady nidera an'zy iary zareo. Ka namoha ny fasina harenany iary zareo ka nagnome fagnomezana volamena, dintin-kazo manitra amban'na miora ho an'azy. Nampitandremin' Andriamanitra tamin'ny nofy iary zareo mba tsy hierigna agny amin'i Heroda, de lalan-kafa no nandehanan'iary zareo ndreka namonjy ny firenena nisy an'azy aby.