auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-08 13:15:58 +03:00 committed by root
parent 420b5f51ce
commit 669fb7e3d2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hôtrany tamin'ny andron'i Noa, de karan'zany koa ny hiaven'ny Zanak'Olona. Fa hôtrany tamin'ny andro talohan'ny safo-drano de nihinagna sady nisotro arizareo, nanambady sady nampekarina mandra-patongavan'ny andro nidiran'i Noa tao agnatin'ny sambo, tsy nahalala n'inon'ino arizareo mandra-piaven'ny safo-drano ka nandringana anazy marobe, de karan'zany ny fiaven'ny
Hôtrany tamin'ny andron'i Noa, de karan'zany koa ny hiaven'ny Zanak'Olona. Fa hôtrany tamin'ny andro talohan'ny safo-drano de nihinagna sady nisotro arizareo, nanambady sady nampekarina mandra-patongavan'ny andro nidiran'i Noa tao agnatin'ny sambo, tsy nahalala n'inon'ino arizareo mandra-piaven'ny safo-drano ka nandringana anazy marobe, de karan'zany ny fiaven'ny Zanak' Olona