From 6265d6e0493b0384b2703b7952033ae393b549b8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Wed, 4 Dec 2019 09:35:52 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 08/28.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/08/28.txt b/08/28.txt index 7a289648..bb14070a 100644 --- a/08/28.txt +++ b/08/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 \v 29 Ndreka tonga tegny agnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy, de nisy lilahy roy zay nifatoran'ny devoly nifankanepaka tamin'Azy. Izy iregny de nivoaka avy agny amin'iregny fasagna sady tena nahery setra, nony zany de tsy nisy mpandea afaka nandalo an'zany làlana zany. Igny, nihoaika mafy iary zareo sady nagnano hoe: "Moa ma ka mpifagnino zahay sy Anao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga hampangorohoro anay mialohan'ny fotôna vôtondro ma Anao an? \ No newline at end of file +\v 28 Ndreka tonga tegny agnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy, de nisy lilahy roy zay nifatoran'ny devoly nifankanepaka tamin'Azy. Izy iregny de nivoaka avy agny amin'iregny fasagna sady tena nahery setra, nony zany de tsy nisy mpandea afaka nandalo an'zany làlana zany.\v 29 Igny, nihoaika mafy iary zareo sady nagnano hoe: "Moa ma ka mpifagnino zahay sy Anao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga hampangorohoro anay mialohan'ny fotôna vôtondro ma Anao an? \ No newline at end of file