diff --git a/08/16.txt b/08/16.txt index 584692f2..c22ef823 100644 --- a/08/16.txt +++ b/08/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Ndreka ny hari, de maro iregny nifatoran'ny devoly nandaon'ny olona tamin'ny Jesôsy. Nandrôka iregny fagnay tamin'ny teny Izy sady nagnafaka olona marobe zegny narary.\v 17 Kara an'zany no nagnatanteraka zay nambara tamin'Isaia mpaminany, nanao hoe: "Ny vatategnany nagnala ny faratsentsiaka sady nitondra iregny aretintsika." \ No newline at end of file +\v 16 Ndreka ny, de maro iregny nifatoran'ny devoly nandaon'ny olona tamin'ny Jesôsy. Nandrôka iregny fagnay tamin'ny teny Izy sady nagnafaka olona marobe zegny narary.\v 17 Kara an'zany no nagnatanteraka zay nambara tamin'Isaia mpaminany, nanao hoe: "Ny vatategnany nagnala ny faratsentsiaka sady nitondra iregny aretintsika." \ No newline at end of file