auto save
This commit is contained in:
parent
82732e862f
commit
60779872c6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 \v 23 Ny nafafy tagnatin'na fatsy, io ny olona zay maregny ny raha zakaina, kanrfa ny fiahiahian'izao tontolo zao amban'ny fitaky ny harena no mamatotra ny zaka, ka de lasa tsy namoa izy. Ny nafafy tamin'ny tany tsara, io no olona zay maregny ny zaka ka mahazo an'zany. Ka mamoa vôkazo izy sady mahatonga ny vô raika, hagnome avo zato heny mihôtra zay nambolena, ny sanagny enim-polo, ny sanagny avo telo-polo heny."'
|
||||
\v 22 \v 23 Ny nafafy tamin'ny ala na fatsy, io ny olona zay maregny ny raha zakaina, kanrfa ny fiahiahian'izao tontolo zao amban'ny fitaky ny harena no mamatotra ny zaka, ka de lasa tsy namoa izy. Ny nafafy tamin'ny tany tsara, io no olona zay maregny ny zaka ka mahazo an'zany. Ka mamoa vôkazo izy sady mahatonga ny vô raika, hagnome avo zato heny mihôtra zay nambolena, ny sanagny enim-polo, ny sanagny avo telo-polo heny."'
|
Loading…
Reference in New Issue