auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent 509f00c5e0
commit 5e2c1ad92e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Fa nahita ny kintana tegny atsignanana manko anay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'izany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, amban'ny Jerosalema maro be niaraka tamin'azy.
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Fa nahita ny kintana tegny atsignanana manko anay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'izany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, amban'ny Jerosalema maro be niaraka taminazy.