auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-04 14:06:48 +03:00 committed by root
parent aae3a98383
commit 5aa67c1df1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Naha manota aminao ny rahalahinao, mandiana de zakay amin'azy ny hadisoany, aminao sy amin'azy raika my.Naha miteno anao izy, de hifankahazo amin'ny rahalahinao ndreka anao. \v 16 Kanefa naha tsy miten anao izy, de magnalà raika na roy hafa miaraka aminao, amin'zay mba amin'ny vavan'iregny vavolombelona roy na telo no ahafahana magnamarina ny teny marobe.
\v 15 Naha manota aminao ny rahalahinao, mandiana de zakay amin'azy ny hadisoany, aminao sy amin'azy izy raika my.Naha miteno anao izy, de hifankahazo amin'ny rahalahinao ndreka anao. \v 16 Kanefa naha tsy miten anao izy, de magnalà raika na roy hafa miaraka aminao, amin'zay mba amin'ny vavan'iregny vavolombelona roy na telo no ahafahana magnamarina ny teny marobe.