auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent b95e9fc5ab
commit 5729129c5a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy izy mba hataony batisa, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.
\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.