auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 18:04:49 +03:00 committed by root
parent 94e79f7ce3
commit 55328ca233
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa nony hamafisan'ny fonareo no nambelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."
\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa nony hamafisan'ny fonareo no nagnabelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."