auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-24 17:33:03 +03:00 committed by root
parent 4cd6cd7dea
commit 545b5dfc78
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa nampetraka eo fotorana kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo. Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy zay tonga afarako, ka zaho de tsy sahaza na de ny hitondra ny kapany aza. Ha
Efa nampetraka eo fotorana kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo. Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy zay tonga afarako, ka zaho de tsy sahaza na de ny hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.