diff --git a/26/33.txt b/26/33.txt index 4107c315..7722d92d 100644 --- a/26/33.txt +++ b/26/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 Fa Petera nagnano Tamin'Azy hoe: Na de hiala Anao aza ny marobe, izaho tsy mba handao mihitsy." \v 34 Hoy Jesôsy tamin'azy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa niany alina na de mbola tsy magneno akoho, de handà Anaha intelo anao." \v 35 Petera nizaka tamin'Azy: " Na de tsy mentsy ho faty miaraka Aminao aza aho, de tsy handà Anao." Karan'izany aby koa ny nizakain'iary zareo mpianatra hafa. \ No newline at end of file +\v 33 Fa Petera nagnano Tamin'Azy hoe: Na de hiala noAnao aza ny marobe, izaho tsy mba handao mihitsy." \v 34 Hoy Jesôsy tamin'azy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa niany alina na de mbola tsy magneno akoho, de handà Anaha intelo anao." \v 35 Petera nizaka tamin'Azy: " Na de tsy mentsy ho faty miaraka Aminao aza aho, de tsy handà Anao." Karan'izany aby koa ny nizakain'iary zareo mpianatra hafa. \ No newline at end of file